FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 86:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+

      Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+

      Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+

  • Salamo 119:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  36 Zaro ho tia ny fampahatsiahivanao+ ny foko,

      Fa tsy ho tia tombony.+

  • 2 Tesalonianina 3:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ny Tompo anie hitarika soa aman-tsara ny fonareo ho amin’ny fitiavana+ an’Andriamanitra sy ny fiaretana+ noho ny amin’i Kristy!

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara