FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 8:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 dia enga anie ianao hihaino any an-danitra any, ka mamelà ny fahotan’ny mpanomponao, eny, ny fahotan’ny Israely olonao, satria mampianatra+ azy ny lalana tsara tokony halehany ianao!+ Ary andatsaho orana+ ny taninao izay nomenao ho lovan’ny olonao.

  • Salamo 27:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,+

      Ary tariho amin’ny lala-mahitsy aho mba tsy ho azon’ny fahavaloko.

  • Salamo 119:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  33 Ampianaro ahy ny lalan’ny fitsipikao, Jehovah ô,+

      Mba hitandremako azy hatramin’ny farany.+

  • Salamo 143:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Amin’ny maraina, dia ataovy izay handrenesako ny hatsaram-panahinao feno fitiavana,+

      Fa ianao no itokisako.+

      Ampahafantaro ahy ny lalana tokony halehako,+

      Fa foiko ho anao ny tenako.+

  • Isaia 54:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ny zanakao rehetra+ dia hampianarin’i Jehovah,+ ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara