Salamo 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ampahafantaro ahy ny lalanao, Jehovah ô,+Ampianaro ahy ny lalanao.+ Salamo 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,+Ary tariho amin’ny lala-mahitsy aho mba tsy ho azon’ny fahavaloko. Salamo 86:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+ Salamo 94:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Sambatra izay olona anarinao,+ ry Jah ô,Sy izay ampianarinao ny lalànao,+ Salamo 119:102 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 102 Tsy mivaona amin’ny didim-pitsaranao aho,+Fa ianao no mampianatra ahy.+ Isaia 30:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Fahoriana no mofo homen’i Jehovah anareo, ary fampijaliana no rano homeny anareo.+ Na izany aza, dia tsy hiafina intsony ny Mpampianatra Be Voninahitra izay mampianatra anao, ka hahita an’ilay Mpampianatra Be Voninahitra+ ny masonao. Isaia 54:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny zanakao rehetra+ dia hampianarin’i Jehovah,+ ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.+
11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô,+Ary tariho amin’ny lala-mahitsy aho mba tsy ho azon’ny fahavaloko.
11 Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô!+Handeha amin’ny fahamarinanao aho.+Ataovy izay hatahorako ny anaranao amin’ny foko manontolo.+
20 Fahoriana no mofo homen’i Jehovah anareo, ary fampijaliana no rano homeny anareo.+ Na izany aza, dia tsy hiafina intsony ny Mpampianatra Be Voninahitra izay mampianatra anao, ka hahita an’ilay Mpampianatra Be Voninahitra+ ny masonao.