Ohabolana 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Matokia an’i Jehovah amin’ny fonao manontolo,+ fa aza miantehitra amin’ny fahaizanao.+ Ohabolana 16:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny olona malina amin’izay ataony no hahita soa,+ ary sambatra izay matoky an’i Jehovah.+ Isaia 26:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Harovanao ka hanana fiadanana+ foana izay manana toe-tsaina tsy miovaova, satria ianao no itokisany.+ Jeremia 17:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hotahina kosa izay olona matoky an’i Jehovah sy mametraka ny fitokisany amin’i Jehovah.+
3 Harovanao ka hanana fiadanana+ foana izay manana toe-tsaina tsy miovaova, satria ianao no itokisany.+