-
Mpitsara 20:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary hakantsika folo isaky ny zato ny foko rehetran’ny Israely, zato isaky ny arivo, ary arivo isaky ny iray alina, mba haka vatsy ho an’ny vahoaka. Amin’izay dia hanao zavatra izy ireo ka hanafika an’i Gibean’i Benjamina, noho ny hadalana manala baraka+ rehetra nataon-dry zareo, teto amin’ny Israely.”
-