7 Dia nody avy tany an-tsaha ny zanakalahin’i Jakoba raha vao nandre izay nitranga. Ary nalahelo sady tezitra be izy ireo.+ Nanao hadalana nanala baraka ny Israely mantsy i Sekema, noho ny nanaovany firaisana tamin’ny zanakavavin’i Jakoba,+ nefa zavatra tsy tokony hatao mihitsy izany.+