Mpitsara 19:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia nivoaka nankeo amin’izy ireo ilay tompon-trano, ka niteny hoe:+ “Aza manao izany, ry rahalahiko!+ Aza manao ratsy re ianareo e, fa mivahiny ato amiko io lehilahy io. Aza manao izany hadalana manala baraka+ izany.
23 Dia nivoaka nankeo amin’izy ireo ilay tompon-trano, ka niteny hoe:+ “Aza manao izany, ry rahalahiko!+ Aza manao ratsy re ianareo e, fa mivahiny ato amiko io lehilahy io. Aza manao izany hadalana manala baraka+ izany.