FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 34:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia nody avy tany an-tsaha ny zanakalahin’i Jakoba raha vao nandre izay nitranga. Ary nalahelo sady tezitra be izy ireo.+ Nanao hadalana nanala baraka ny Israely mantsy i Sekema, noho ny nanaovany firaisana tamin’ny zanakavavin’i Jakoba,+ nefa zavatra tsy tokony hatao mihitsy izany.+

  • Mpitsara 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Koa nalaiko ilay vadikeliko ka norasarasaiko ary nalefako tany amin’ny faritra rehetra eo amin’ny lovan’ny Israely,+ satria fitondran-tena baranahiny+ sy hadalana manala baraka no nataon-dry zareo, teto amin’ny Israely.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara