Genesisy 27:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Taorian’izany, dia hoy foana i Rebeka tamin’i Isaka: “Halako mihitsy ny fiainako noho ny amin’ireo zanakavavin’ny Hetita ireo.+ Raha sanatria i Jakoba ka manambady zanakavavin’ny Hetita tahaka ireo zazavavy tompon-tany ireo, dia aleoko maty.”+ Genesisy 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hitan’i Esao avy tamin’izany fa tsy nahafaly an’i Isaka rainy ny zanakavavin’ny Kananita.+
46 Taorian’izany, dia hoy foana i Rebeka tamin’i Isaka: “Halako mihitsy ny fiainako noho ny amin’ireo zanakavavin’ny Hetita ireo.+ Raha sanatria i Jakoba ka manambady zanakavavin’ny Hetita tahaka ireo zazavavy tompon-tany ireo, dia aleoko maty.”+