Genesisy 26:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nangidy ny fiainan’i Isaka sy Rebeka, noho ny amin’ireny.+ Genesisy 28:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hitan’i Esao avy tamin’izany fa tsy nahafaly an’i Isaka rainy ny zanakavavin’ny Kananita.+