Genesisy 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nivoaka ny voalohany. Ary mena ny vatany manontolo, toy ny akanjo volom-biby.+ Koa natao hoe Esao*+ ny anarany. Genesisy 25:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Dia hoy i Jakoba: “Amidio amiko àry aloha ny zonao amin’ny maha lahimatoa anao!”+ Hebreo 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tandremo koa sao hisy mpijangajanga eo aminareo, na olona tsy manaja zava-masina tahaka an’i Esao,+ izay nahafoy ny zon’ny lahimatoa ho takalon’ny hanina indray mihinana.+
25 Dia nivoaka ny voalohany. Ary mena ny vatany manontolo, toy ny akanjo volom-biby.+ Koa natao hoe Esao*+ ny anarany.
16 Tandremo koa sao hisy mpijangajanga eo aminareo, na olona tsy manaja zava-masina tahaka an’i Esao,+ izay nahafoy ny zon’ny lahimatoa ho takalon’ny hanina indray mihinana.+