FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 43:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary nasaina nipetraka teo anoloan’i Josefa izy ireo, nanomboka tamin’ny lahimatoa, amin’ny maha lahimatoa azy,+ ka hatramin’ny faralahy. Koa nifampijery izy ireo sady gagagaga.

  • Deoteronomia 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tokony hekeny fa ny zanak’ilay halany no lahimatoany, ka homeny anjaran’olon-droa amin’izay rehetra ananany.+ Izy io mantsy no porofo voalohany fa afaka manan-janaka+ izy, ka an’io ny zon’ny lahimatoa.+

  • 1 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Ary i Robena+ no lahimatoan’i Israely. Izy no lahimatoa,+ nefa nolotoiny ny farafaran-drainy.+ Dia nomena ny zanak’i Josefa, zanak’i Israely, ny zony amin’ny maha lahimatoa.+ Koa tsy voasoratra ho manana ny zon’ny lahimatoa izy tao amin’ny tetirazana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara