Genesisy 13:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ary hataoko tahaka ny vovoka amin’ny tany ny taranakao. Raha misy mahisa ny vovoka amin’ny tany, dia ho voaisa koa ny taranakao.+ 1 Mpanjaka 4:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny Joda sy ny Israely,+ sady nihinana sy nisotro ary nifaly.+
16 Ary hataoko tahaka ny vovoka amin’ny tany ny taranakao. Raha misy mahisa ny vovoka amin’ny tany, dia ho voaisa koa ny taranakao.+
20 Maro be toy ny fasika eny amoron-dranomasina ny Joda sy ny Israely,+ sady nihinana sy nisotro ary nifaly.+