Mpitsara 14:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nanohy ny diany nidina ho any amin-dravehivavy ny rain’i Samsona. Ary nanao fanasambe tany i Samsona,+ fa izany no fanaon’ny tovolahy. Matio 22:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray nanao fanasambe+ tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy. Apokalypsy 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay nasaina+ ho amin’ny sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena tenin’Andriamanitra+ izany.”
10 Dia nanohy ny diany nidina ho any amin-dravehivavy ny rain’i Samsona. Ary nanao fanasambe tany i Samsona,+ fa izany no fanaon’ny tovolahy.
2 “Ny fanjakan’ny lanitra dia tahaka ny mpanjaka iray nanao fanasambe+ tamin’ny fampakaram-badin’ny zanany lahy.
9 Ary hoy ilay anjely tamiko: “Soraty izao: Sambatra izay nasaina+ ho amin’ny sakafo hariva amin’ny fampakaram-badin’ny Zanak’ondry.”+ Hoy koa izy tamiko: “Tena tenin’Andriamanitra+ izany.”