Genesisy 29:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia novorin’i Labana ny olona rehetra teo an-toerana, ka nanao fanasambe+ izy. Matio 22:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Naniraka mpanompo hafa indray izy,+ ka nilaza hoe: ‘Lazao amin’ireo nasaina hoe: “Efa voaomako ny sakafo antoandro,+ ary efa voavono ny ombiko sy ny biby nohataveziko, ka vonona ny zava-drehetra. Koa tongava atỳ amin’ny fanasambe.”’+
4 Naniraka mpanompo hafa indray izy,+ ka nilaza hoe: ‘Lazao amin’ireo nasaina hoe: “Efa voaomako ny sakafo antoandro,+ ary efa voavono ny ombiko sy ny biby nohataveziko, ka vonona ny zava-drehetra. Koa tongava atỳ amin’ny fanasambe.”’+