Deoteronomia 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Raha misy lehilahy vao nampaka-bady,+ dia tsy tokony handeha hiantafika izy sady tsy tokony hampanaovina adidy hafa. Omena alalana tsy hiantafika izy fa ho ao an-tranony mandritra ny herintaona, ka hampifaly an’ilay vadiny+ vao avy nampakariny. Salamo 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Toy ny mpampaka-bady mivoaka avy ao amin’ny efitranony izy.+Ary mifaly toy ny lehilahy matanjaka mihazakazaka eny amin’ny lalany.+
5 “Raha misy lehilahy vao nampaka-bady,+ dia tsy tokony handeha hiantafika izy sady tsy tokony hampanaovina adidy hafa. Omena alalana tsy hiantafika izy fa ho ao an-tranony mandritra ny herintaona, ka hampifaly an’ilay vadiny+ vao avy nampakariny.
5 Toy ny mpampaka-bady mivoaka avy ao amin’ny efitranony izy.+Ary mifaly toy ny lehilahy matanjaka mihazakazaka eny amin’ny lalany.+