Deoteronomia 20:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Iza no lehilahy manana fofombady nefa mbola tsy nampakatra azy? Aoka hody any an-tranony izy,+ sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hampakatra an-dravehivavy.’ Lioka 14:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Hoy koa ny anankiray hafa: ‘Vao avy nampaka-bady aho,+ ka tsy afaka ny ho tonga.’
7 Iza no lehilahy manana fofombady nefa mbola tsy nampakatra azy? Aoka hody any an-tranony izy,+ sao maty any an’ady ka lehilahy hafa no hampakatra an-dravehivavy.’