Genesisy 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa hoy i Saray tamin’i Abrama: “Azafady ange ianao e! Tsy navelan’i Jehovah hanan-janaka aho.+ Koa mba manaova firaisana amin’ny mpanompovaviko, fa angamba hahazo zanaka avy aminy aho.”+ Dia nihaino an’i Saray i Abrama.+ Genesisy 50:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary mbola hitany hatramin’ny zafikelin’i Efraima,+ ary koa ny zanak’i Makira,+ zanakalahin’i Manase. Nentin’i Josefa toy ny zanany naterany*+ ireny. Rota 4:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy,+ sady nanao hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Koa nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida.
2 Koa hoy i Saray tamin’i Abrama: “Azafady ange ianao e! Tsy navelan’i Jehovah hanan-janaka aho.+ Koa mba manaova firaisana amin’ny mpanompovaviko, fa angamba hahazo zanaka avy aminy aho.”+ Dia nihaino an’i Saray i Abrama.+
23 Ary mbola hitany hatramin’ny zafikelin’i Efraima,+ ary koa ny zanak’i Makira,+ zanakalahin’i Manase. Nentin’i Josefa toy ny zanany naterany*+ ireny.
17 Ary nanome anarana an’ilay zaza ireo vehivavy mpiara-monina taminy,+ sady nanao hoe: “Zazalahy no teraka ho an’i Naomy.” Koa nataon’izy ireo hoe Obeda+ ny anarany. Izy no rain’i Jese,+ rain’i Davida.