Genesisy 21:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Hoy anefa Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao mahasosotra anao izay lazain’i Saraha aminao momba ny zaza sy ny mpanompovavinao. Henoy ny teniny, satria avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.+ Efesianina 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Aoka ianareo samy hanaiky ny namanareo avy,+ noho ny fahatahorana an’i Kristy.
12 Hoy anefa Andriamanitra tamin’i Abrahama: “Aza atao mahasosotra anao izay lazain’i Saraha aminao momba ny zaza sy ny mpanompovavinao. Henoy ny teniny, satria avy amin’i Isaka ilay hantsoina hoe taranakao.+