Genesisy 24:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary hoy ny navalin’i Labana sy Betoela: “Avy tamin’i Jehovah izao zavatra izao.+ Ary tsy afaka hilaza aminao izahay hoe eny na tsia.+ Nomery 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 ‘Na homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho, dia tsy ho afaka handika ny baikon’i Jehovah, ka hanao zavatra araka ny nahim-poko, na zavatra tsara izany na ratsy. Izay lazain’i Jehovah ihany no holazaiko.’+ Salamo 105:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ka nanao hoe: “Aza mikasika ny voahosotro,+Ary aza manisy ratsy ny mpaminaniko.”+
50 Ary hoy ny navalin’i Labana sy Betoela: “Avy tamin’i Jehovah izao zavatra izao.+ Ary tsy afaka hilaza aminao izahay hoe eny na tsia.+
13 ‘Na homen’i Balaka volafotsy sy volamena eran’ny tranony aza aho, dia tsy ho afaka handika ny baikon’i Jehovah, ka hanao zavatra araka ny nahim-poko, na zavatra tsara izany na ratsy. Izay lazain’i Jehovah ihany no holazaiko.’+