Salamo 52:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Nahoana ianao no mirehareha amin’ny zava-dratsy, ry ilay mahery ô?+Mitohy isan’andro ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehon’Andriamanitra.+ Jaona 19:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa hoy i Pilato: “Tsy miteny amiko ve ianao?+ Tsy fantatrao angaha fa manana fahefana hanafaka anao aho, ary manana fahefana hamantsika anao amin’ny hazo fijaliana?”
52 Nahoana ianao no mirehareha amin’ny zava-dratsy, ry ilay mahery ô?+Mitohy isan’andro ny hatsaram-panahy feno fitiavana asehon’Andriamanitra.+
10 Koa hoy i Pilato: “Tsy miteny amiko ve ianao?+ Tsy fantatrao angaha fa manana fahefana hanafaka anao aho, ary manana fahefana hamantsika anao amin’ny hazo fijaliana?”