Genesisy 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary i Kosy niteraka an’i Nimroda.+ Izy io no lasa olo-mahery voalohany teto an-tany. 1 Samoela 21:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary teo ny iray tamin’ny mpanompon’i Saoly tamin’iny andro iny, fa voatana+ teo anatrehan’i Jehovah izy. Doega+ no anarany, Edomita+ izy, ary lehiben’ny mpiandry ondrin’i Saoly.+ Salamo 94:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Miboiboika tsy misy farany ny teniny, ary tsy voafehiny intsony ny lelany.+Mizahozaho foana ny mpanao ratsy rehetra.+
7 Ary teo ny iray tamin’ny mpanompon’i Saoly tamin’iny andro iny, fa voatana+ teo anatrehan’i Jehovah izy. Doega+ no anarany, Edomita+ izy, ary lehiben’ny mpiandry ondrin’i Saoly.+
4 Miboiboika tsy misy farany ny teniny, ary tsy voafehiny intsony ny lelany.+Mizahozaho foana ny mpanao ratsy rehetra.+