FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 36:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Ary izao no tantaran’i Esao, izany hoe Edoma:+

  • Eksodosy 12:49
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 49 Lalàna iray ihany no ho an’ny teratany sy ny vahiny eo aminareo.”+

  • Levitikosy 19:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Tokony hataonareo toy ny teratany eo aminareo ihany ny vahiny monina eo aminareo. Ary tiavo tahaka ny tenanao izy,+ fa efa mba mpivahiny tany Ejipta ihany koa ianareo.+ Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

  • Deoteronomia 2:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ary lazao amin’ny olona izao didy izao: “Efa handalo eo akaikin’ny sisin-tanin’ny taranak’i Esao rahalahinareo,+ izay monina any Seira,+ ianareo izao. Ary hatahotra anareo+ izy ireo, nefa mitandrema tsara.

  • 1 Samoela 14:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Ary nanamafy orina ny fanjakany teo amin’ny Israely i Saoly,+ ka niady tamin’ny fahavalony rehetra manodidina, dia i Moaba,+ sy ny taranak’i Amona,+ sy Edoma,+ sy ireo mpanjakan’i Zoba,+ ary ny Filistinina.+ Nosaziny ireny, tany amin’izay rehetra nalehany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara