Genesisy 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Tamin’ny andro fahafito ambin’ny folon’ny volana faharoa, tamin’ny faheninjato taonan’i Noa, eny, tamin’io andro io, dia vaky ny loharano rehetran’ny rano lalina midadasika, ka nisokatra ny vavahadin-dranon’ny lanitra.+ Ohabolana 8:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 sy nanamafy orina ny andian-drahona eny ambony,+ sy nampiboiboika mafy an’ireo loharano avy amin’ny rano lalina,+
11 Tamin’ny andro fahafito ambin’ny folon’ny volana faharoa, tamin’ny faheninjato taonan’i Noa, eny, tamin’io andro io, dia vaky ny loharano rehetran’ny rano lalina midadasika, ka nisokatra ny vavahadin-dranon’ny lanitra.+
28 sy nanamafy orina ny andian-drahona eny ambony,+ sy nampiboiboika mafy an’ireo loharano avy amin’ny rano lalina,+