FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 28:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary niala tao Beri-sheba i Jakoba ka nandeha ho any Harana.+

  • Genesisy 30:43
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 43 Ary nitombo harena hatrany ralehilahy, ka nanjary nanana ondry aman’osy maro be sy mpanompolahy sy mpanompovavy sy rameva ary ampondra.+

  • Genesisy 32:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia natahotra mafy i Jakoba sady nitebiteby.+ Koa nozarainy ho antokony roa ny olona niaraka taminy, mbamin’ny ondry aman’osy sy ny omby ary ny rameva.+

  • Salamo 113:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Atsangany hiala amin’ny vovoka+ ny olona ambany,

      Ary ny mahantra kosa asandrany avy ao anaty lavaka misy lavenona,+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara