Genesisy 30:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hoy i Rahely: “Io i Bilaha mpanompovaviko.+ Manaova firaisana aminy, mba hiterahany ho ahy,* ka hahazoako zaza avy aminy.”+ Genesisy 30:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Rehefa hitan’i Lea fa nitsahatra tsy niteraka izy, dia nalainy i Zilpa mpanompovaviny ka nomeny ho vadin’i Jakoba.+
3 Ary hoy i Rahely: “Io i Bilaha mpanompovaviko.+ Manaova firaisana aminy, mba hiterahany ho ahy,* ka hahazoako zaza avy aminy.”+
9 Rehefa hitan’i Lea fa nitsahatra tsy niteraka izy, dia nalainy i Zilpa mpanompovaviny ka nomeny ho vadin’i Jakoba.+