2 Samoela 6:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka novonoin’Andriamanitra teo izy+ satria tsy naneho fanajana. Dia maty teo akaikin’ilay Vata masin’Andriamanitra izy.+ Asan’ny Apostoly 12:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,+ satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy.+ Ary lanin’ny kankana izy, ka tapitra ny ainy.
7 Koa nirehitra tamin’i Oza ny fahatezeran’i Jehovah,+ ka novonoin’Andriamanitra teo izy+ satria tsy naneho fanajana. Dia maty teo akaikin’ilay Vata masin’Andriamanitra izy.+
23 Ary teo no ho eo ihany, dia namely an’i Heroda ny anjelin’i Jehovah,+ satria tsy nanome voninahitra an’Andriamanitra izy.+ Ary lanin’ny kankana izy, ka tapitra ny ainy.