Salamo 24:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 An’i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy,+Eny, ny tany lonaka sy izay monina eo aminy.+ Salamo 95:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Azy koa ny ranomasina fa izy no nanao azy,+Ary ny tanany no nanao ny tany maina.+