FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 1:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ary nantsoin’Andriamanitra hoe Tany+ ilay faritra maina, fa Ranomasina+ kosa ny rano niangona. Ary hitan’Andriamanitra fa tsara izany.+

  • Joba 38:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Ka nilaza hoe: ‘Hatreto ihany no azonao aleha fa tsy mihoatra,+

      Ary eto no fetran’ny onjanao misamboaravoara’?+

  • Ohabolana 8:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 sy nanome baiko ny ranomasina mba tsy hihoatra an’izay efa nandidiany,+ sy namoaka didy mba hisian’ny fototry ny tany,+

  • Jeremia 5:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 ‘Tsy mba matahotra ahy+ mihitsy ve ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary tsy mangovitra noho ny amiko?+ Izaho anefa no nanao ny fasika ho fetran’ny ranomasina, mba ho lalàna mandrakizay tsy azony dikaina. Na misamboaravoara aza ny onjany, dia tsy hivoaka ho mpandresy, ary na midoboka mafy aza, dia tsy afaka ny hihoatra an’ilay fetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara