FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 24:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Hoy koa izy tamin’i Davida: “Marina kokoa noho izaho ianao,+ satria soa no navalinao ahy,+ fa ratsy kosa no navaliko anao.

  • Joba 33:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hihira izy ka hilaza amin’ny olona hoe:

      ‘Efa nanota aho,+ sady efa nanolana ny fahamarinana.

      Tsy mety izany nataoko izany.

  • Ohabolana 11:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ny fahamarinan’ny olo-mahitsy no hamonjy azy,+ fa ho voafandriky ny faniriany kosa ny mpivadika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara