FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 7:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Hitsingerina eo an-dohany ihany ny fampahoriana ataony,+

      Ary hilatsaka eo an-tampon-dohany ihany ny herisetrany.+

  • Ohabolana 1:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Fa ny fikomian’ny+ tanora fanahy no hahafaty azy,+ ary ny tsy firaharahan’ny tsisy saina no haharingana azy.+

  • Mpitoriteny 9:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao no zava-mampahory hitako, amin’izay rehetra atao etỳ ambanin’ny masoandro: Feno faharatsiana ny fon’ny zanak’olombelona+ satria mitovy ihany ny iafaran’izy rehetra.+ Misy hadalana+ ao am-pony mandritra ny androm-piainany, ary avy eo dia lasa any amin’ny maty izy!+

  • Mpitoriteny 10:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Izay mihady lavaka no ho latsaka ao,+ ary izay mandrava manda vato no hokaikerin’ny bibilava.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara