FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Joba 3:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Any dia mitovy ihany, na ny kely na ny lehibe,+

      Ary afaka amin’ny tompony ny mpanompo.

  • Joba 14:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Maty kosa anefa ny lehilahy tomady, ary resy.

      Eny, miala aina ny olombelona, dia aiza intsony izy?+

  • Mpitoriteny 2:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Dia hoy aho anakampo:+ “Hitovy amin’izay hiafaran’ny adala+ ihany no hiafarako.”+ Koa naninona re aho tamin’izany fotoana izany no niezaka hanana fahendrena be+ e? Dia hoy aho anakampo: “Zava-poana koa izany.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara