1 Samoela 25:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Nahoana moa ny tompoko no hanao zavatra hahatonga azy henjehin’ny eritreriny, ka handatsa-dra tsy amin’antony+ sy hamaly faty?+ Hanao soa amin’ny tompoko tokoa i Jehovah, ka mba tsarovy+ ny mpanompovavinao.” Lioka 23:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Ary hoy koa izy: “Jesosy ô, tsarovy aho rehefa tonga any amin’ny fanjakanao ianao.”+
31 Nahoana moa ny tompoko no hanao zavatra hahatonga azy henjehin’ny eritreriny, ka handatsa-dra tsy amin’antony+ sy hamaly faty?+ Hanao soa amin’ny tompoko tokoa i Jehovah, ka mba tsarovy+ ny mpanompovavinao.”