Deoteronomia 32:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+ 1 Samoela 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao. Dia hijery izy ary hiady ho ahy eo amin’ny fitsarana+ ka hitsara ahy mba hanafaka ahy eo an-tananao.” Salamo 94:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+ Romanina 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+
35 Ahy ny famaliana, ary izaho no hamaly.+ Hivembena+ izy ireo amin’ny fotoana voatondro,Satria akaiky ny andro hahitany loza,+Ary avy haingana ny zavatra voaomana hihatra aminy.’+
15 Aoka i Jehovah no ho mpitsara ka hitsara ahy sy ianao. Dia hijery izy ary hiady ho ahy eo amin’ny fitsarana+ ka hitsara ahy mba hanafaka ahy eo an-tananao.”
94 Ry Jehovah Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô,+Ry Andriamanitra mpamaly ny ratsy natao ô, mamirapirata!+
19 Aza mamaly faty,+ ry malala, fa omeo toerana ny fahatezeran’Andriamanitra,+ fa voasoratra hoe: “Ahy ny famaliana. Izaho no hamaly, hoy i Jehovah.”+