28 “Injany ny feon’ireo mandositra sy mitsoaka avy any Babylona+ mba hanambara any Ziona ny famalian’i Jehovah Andriamanitsika,+ dia ny famaliany noho ny nandravana ny tempoliny.+
6 Sitrapony koa ny hanamasinana anareo ka tsy hisy aminareo ho tonga hatramin’ny fanimbana ny rahalahiny, ka hanitsakitsaka ny zony amin’izany lafiny izany,+ satria i Jehovah no mitaky sazy noho izany rehetra izany,+ araka ny efa nolazainay mialoha sy efa nohazavainay tsara taminareo.+