Ohabolana 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Ny tebiteby ao am-pon’ny olona no mahakivy ny fony,+ fa ny teny soa kosa no mahafaly ny fony.+