FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 56:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Rehefa matahotra aho, dia mitoky aminao.+

  • Zefania 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia izao no holazaina amin’i Jerosalema amin’izany andro izany: “Aza matahotra, ry Ziona ô!+ Ary aza miraviravy tanana.+

  • Matio 10:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary aza matahotra+ an’izay mamono mahafaty anareo, nefa tsy mahafoana ny fiainanareo* ho avy, fa aleo matahotra an’ilay+ mahavita mandringana anareo ao amin’ny Gehena.*+

  • Hebreo 10:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 “Fa ny oloko marina kosa ho velona noho ny finoany”,+ fa “raha mihemotra izy, dia tsy hankasitrahako.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara