FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 48:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary hitan’i Josefa fa napetraky ny rainy teo amin’ny lohan’i Efraima ny tanany havanana, ka tsy faly izy.+ Koa notadiaviny hohazonina ny tanan-drainy mba hesorina teo amin’ny lohan’i Efraima ho eo amin’ny lohan’i Manase.+

  • Nomery 1:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 eny, izay voasoratra anarana tamin’ny fokon’i Efraima,+ dia dimanjato sy efatra alina.+

  • Deoteronomia 33:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tahaka ny voninahitry ny voalohan-teraky ny omby ny voninahiny.+

      Tandrok’ombidia ny tandrony,+

      Ary amin’ireo no hanosehany ny vahoaka,+

      Izay miaraka hatosiny hatrany amin’ny faran’ny tany.

      Ireo no alinalin’i Efraima,+

      Sy arivoarivon’i Manase.”

  • Josoa 14:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Efa lasa foko roa koa ny taranak’i Josefa,+ dia i Manase+ sy Efraima.+ Tsy nomena anjara tao amin’ilay tany kosa ny Levita, afa-tsy tanàna+ honenana mbamin’ny kijanany ihany ho an’ny biby fiompiny sy ny fananany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara