FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 41:48
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 48 Ary nangoniny ny sakafo rehetra vokatra tamin’ireo fito taona zina tany Ejipta, ka nataony tao amin’ireo tanàna.+ Koa ny vokatry ny saha nanodidina ny tanàna iray, dia nataony tao an-tanàna.+

  • Genesisy 47:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia hoy i Josefa: “Ento atỳ ny biby fiompinareo, dia homeko sakafo ianareo ho takalon’ny biby fiompinareo, raha lany ny volanareo.”

  • Ohabolana 11:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Izay manafim-bokatra dia hozonin’ny olona, fa izay manaiky hivarotra ny vokany kosa hahazo tsodrano.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara