34 Ary ento atỳ amiko ny zandrinareo faralahy, mba hahafantarako fa tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina. Dia haveriko aminareo ny rahalahinareo, ary ho afaka hividy sakafo atỳ ianareo.’”+
29 Nony nanopy ny masony i Josefa ka nahita an’i Benjamina rahalahiny, ilay zanaky ny reniny,+ dia hoy izy: “Io ve ilay zandrinareo faralahy noresahinareo tamiko?”+ Ary hoy koa izy: “Ho tsara fanahy aminao anie Andriamanitra,+ anaka!”