-
Genesisy 45:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Ary ireto avy no nampitondrainy ho an-drainy: Ampondra folo nitondra zava-tsoa avy tany Ejipta, sy ampondravavy folo nitondra varimbazaha sy mofo ary sakafo ho vatsin-drainy eny an-dalana.
-