Genesisy 43:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Dia hoy ralehilahy: “Tsy maninona izany, fa aza matahotra.+ Ilay Andriamanitrareo sy Andriamanitry ny rainareo no nanome anareo harena tao anaty goninareo.+ Izaho no voalohany nandray ny volanareo.” Ary navoakany teo amin’izy ireo i Simeona.+ Joba 36:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Raha misy gadra vy ny tongotry ny olona,+Dia voafatotry ny fahoriana izy ireo.
23 Dia hoy ralehilahy: “Tsy maninona izany, fa aza matahotra.+ Ilay Andriamanitrareo sy Andriamanitry ny rainareo no nanome anareo harena tao anaty goninareo.+ Izaho no voalohany nandray ny volanareo.” Ary navoakany teo amin’izy ireo i Simeona.+