FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Ary nisy Midianita mpivarotra+ nandalo. Dia nakarin’ny rahalahiny avy tao amin’ilay lavaka fanangonan-drano i Josefa,+ ka namidiny farantsa volafotsy roapolo tamin’ireo Ismaelita.+ Dia nentin’ireo nankany Ejipta i Josefa.

  • Genesisy 37:35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Ary nampionona azy foana ny zanany lahy rehetra sy ny zanany vavy rehetra,+ fa tsy nety nampiononina izy. Fa hoy izy:+ “Hidina amin’alahelo ho any amin-janako any amin’ny Fasana* aho!” Ary nitomany azy foana ny rainy.

  • Genesisy 42:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Koa niala teo amin’izy ireo izy ka nitomany.+ Ary niverina teo izy avy eo ka niresaka taminy, dia nalainy teo amin’ireo i Simeona+ ka nofatorany teo imasony.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara