Genesisy 41:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hisy fito taona mosarena koa anefa hanaraka izany, ka ho hadino ny fahavokarana be rehetra teto Ejipta, ary ho ripaky ny mosary ny tany.+ Asan’ny Apostoly 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana ka mafy tokoa ny fahoriana, ary tsy nahita sakafo ny razantsika.+
30 Hisy fito taona mosarena koa anefa hanaraka izany, ka ho hadino ny fahavokarana be rehetra teto Ejipta, ary ho ripaky ny mosary ny tany.+
11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana ka mafy tokoa ny fahoriana, ary tsy nahita sakafo ny razantsika.+