Isaia 24:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Misaona ny tany+ sady lany hery. Malazo ny tany lonaka sady lany hery. Milofika ireo olona ambony+ eo amin’ny vahoakan’ilay tany. Matio 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena,+ ary hisy fanjakana hamely fanjakana.+ Ary hisy mosary+ sy horohoron-tany+ any amin’ny toerana samy hafa. Asan’ny Apostoly 7:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana ka mafy tokoa ny fahoriana, ary tsy nahita sakafo ny razantsika.+ Asan’ny Apostoly 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Anisan’ireny ilay antsoina hoe Agabo,+ izay notarihin’ny fanahy hilaza fa tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany onenana.+ Dia nitranga tamin’ny andron’i Klaodio tokoa izany.
4 Misaona ny tany+ sady lany hery. Malazo ny tany lonaka sady lany hery. Milofika ireo olona ambony+ eo amin’ny vahoakan’ilay tany.
7 “Fa hisy firenena hitsangana hamely firenena,+ ary hisy fanjakana hamely fanjakana.+ Ary hisy mosary+ sy horohoron-tany+ any amin’ny toerana samy hafa.
11 Nisy mosary anefa eran’i Ejipta sy Kanana ka mafy tokoa ny fahoriana, ary tsy nahita sakafo ny razantsika.+
28 Anisan’ireny ilay antsoina hoe Agabo,+ izay notarihin’ny fanahy hilaza fa tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany onenana.+ Dia nitranga tamin’ny andron’i Klaodio tokoa izany.