FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 42:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Koa izao no hitsapana anareo: Raha mbola velona koa i Farao, dia tsy hivoaka eto ianareo raha tsy tonga eto ny zandrinareo faralahy.+

  • Genesisy 44:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Fa hoy izahay: ‘Tsy afaka ny hidina izahay. Raha miaraka aminay ny zandrinay faralahy, dia hidina izahay. Fa tsy afaka ny hahita ny tavan-dralehilahy izahay, raha tsy miaraka aminay ny zandrinay faralahy.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara