FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 3:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Avy hatrany dia niteny tamin’ny mpanjaka ilay vehivavy renin’ilay zaza velona, satria nalahelo mafy izy tao am-pony+ noho ny amin’ny zanany,+ ka hoy izy: “Azafady,+ tompoko! Omeo azy ny zaza velona, fa aza vonoina!” Fa hoy kosa ilay vehivavy iray: “Aoka sady tsy ho ahy no tsy ho anao. Zarao+ mihitsy, rangahy a!”

  • Filipianina 1:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Andriamanitra no vavolombelona fa manina anareo rehetra aho, sady tena tia+ anareo tahaka ny itiavan’i Kristy Jesosy anareo.

  • Kolosianina 3:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Koa mitafia fitiavana lalina sy fangoraham-po,+ hatsaram-panahy, fanetren-tena,+ fahalemem-panahy,+ ary fahari-po,+ satria olom-boafidin’Andriamanitra+ ianareo, sady masina no tiana.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara