Genesisy 43:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ary nasain’i Josefa nalaina avy teo aminy ny anjara sakafo homena azy ireo, kanefa ny anjaran’i Benjamina nampitomboiny avo dimy heny noho ny an’ny hafa rehetra.+ Koa nihinam-be sy nisotro niaraka taminy izy ireo, mandra-pahavokiny.+
34 Ary nasain’i Josefa nalaina avy teo aminy ny anjara sakafo homena azy ireo, kanefa ny anjaran’i Benjamina nampitomboiny avo dimy heny noho ny an’ny hafa rehetra.+ Koa nihinam-be sy nisotro niaraka taminy izy ireo, mandra-pahavokiny.+