Genesisy 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary i Jehovah no teo an-tampon’ilay tohatra. Dia hoy izy:+ “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama rainao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Ny tany izay atorianao dia homeko anao sy ny taranakao.+ Matio 22:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+ Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona.”+
13 Ary i Jehovah no teo an-tampon’ilay tohatra. Dia hoy izy:+ “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama rainao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Ny tany izay atorianao dia homeko anao sy ny taranakao.+
32 ‘Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Isaka ary Andriamanitr’i Jakoba’?+ Tsy mba Andriamanitry ny maty izy, fa an’ny velona.”+