Genesisy 29:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Satria efa nihaino i Jehovah,+ noho izaho nankahalaina, ka nomeny an’ity koa aho.” Dia nataony hoe Simeona+ ny anarany.
33 Ary bevohoka indray izy ka tera-dahy, dia hoy izy: “Satria efa nihaino i Jehovah,+ noho izaho nankahalaina, ka nomeny an’ity koa aho.” Dia nataony hoe Simeona+ ny anarany.